Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : fihofakofaka
(hofakofaka) a.: Fomban'ny zavatra mihofakofaka; toetran'ny hoditra miendakendaka, miala mielakelaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha