Dikan'ny teny : Fisintonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sintona) a.: Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana. ? Fihenana: Fotoana fisintonan'ny rano izao. 1 Fihemorana, fikainkonana: TsY anerany ny fisintonan'ity lamba it? rehefa sasana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel