Dikan'ny teny : fitafy
Hampiditra dikany hafa
(tafy) a.: Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin' ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. ~ p.t.: Azo tafina: Tsy mba fitafY itony lamba itony, ry Bozy a!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha