Dikan'ny teny : Fitarainana

Hampiditra dikany vaovao
1 (taraina) a.: Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan' ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny entimody. / Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. / Fitolokoana aman fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan' io mahantra io. 1 Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel