Dikan'ny teny : Fitoerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (toetra) a.: Fipetrahan'ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy, ? H. o.: Ao amin'ny vatana sala-ma no fitoeran'ny saina sala-ma. 1 Toerana: Ataovy amin'ny fitoerana maina ireo voankazo ireo. 1 Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy. ? Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel