Dikan'ny teny : fitohana
Hampiditra dikany hafa
1.
(tohana) a.: Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan'ny voninkazo amin'ny rindrina, ~ Toetran'ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan'ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tohana) a.: Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(toha) a.: Fitadiavana (remby, zaha),
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha