Dikan'ny teny : fitokona
Hampiditra dikany hafa
(tokona) a.: Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin'ny toerana misy azy, fomba entina mitokona na mihenahena tsy mety miasa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha