Dikan'ny teny : fivangongoana

(vangongo) a.: Fitangoronana, fitobiana miavoavo amin'ny toerana iray: Fivangongoam-bato eo amin'ny toerana fanaouana trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071