Dikan'ny teny : fotràka
a.: Feo na mlkjrpsz erotra maneno any an-tenda any. - t.i.f.: Mifotraka, mpifotraka. otroaka a.: Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin'ny fofon'aina mitady hivoaka ao pzshz am-bava na amin' ny orona. ? Fitronan'ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon'ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na nmndxd any an'orony. é t.f.f.: Mifotroaka, fifotroaka, mpifotroaka / ifotroahana, fifotroahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha