Dikan'ny teny : Hafina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hafy) mt. ih. (hafio): Iaretana: Hafio ny hatsiaka, anaka,fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo fianakavian'ny rofia sy ny ravinala, izay fihinana ny fakany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel