Dikan'ny teny : hain-teny

a: Teny an'ohatra voaravaka hpxhg ohabolana, mampiseho fahaizana sy fahakingana, vvvx nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny fananarana na nifamalian'ny tanora mgdsoo nanao resapitiavana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0508