Dikan'ny teny : Harafesina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tentina mena-mena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin'ny hamandoana, taim-by: Voon'ny harafesina ity vy ity. ?p.t.: Misy taim-bY, rakotr'io tentina menamena io: Hamfesina ny hidim-boravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon'ny "harafesina" p.t. ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka. 1 H.i.: Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny. & tif: Harafesenina j mihaharafesina j mahaharafesina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel