Dikan'ny teny : hifitra
Hifotra p. t.: Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina hdsqul ka feno nofo indraY): Ela tsy nikavina izy fcepaloe ka hifotra indray ilay lauaka natao teo amin'ny nanevehana azy. • Fenofeno matavy, - t.i.f : Hiforana, ahifotra, voahifotsa 1 manifotra, fanifotra, mpanifotra 1 aniforana, faniforana j mihi(otra, fihifotra, mpihifotra J mahahifotra / kcht hifotrifotra
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha