Dikan'ny teny : Hitrikitrihina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hitrikitrihana (hitrikitrika) mt.ih, (hitrikitriho): Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maxanitra: Nohitrikitrihan'i Dada ny lefona ny mpangalatra ~ Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho. •Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel