Dikan'ny teny : hoboka
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Foana, tsy misy na inona na inona. - t.i.f.: Mangoboka. - F.-p.: Hoboka aty: foana ny ao anatiny. ¶ M.h.: Hoa ka. / Manao an-koboka: ma nao an-tsokosoko, mangingina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha