Dikan'ny teny : hofika

1. a: Zavamaniry mandadina, fanao fanafody ny voany voatoto malemy noho izy manana hery toa mamihina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Voan-javamaniry marirandrirana, manahaka ny sakamalao ny lokony, ka kikisana hitsaboana ny aretina raodia amin'ny tongotra Ahitsio
(13/02/2026 18:21 - Nampidirin'i Azrael666)

Hevitra mandeha

ZavonaRakoto 23 andro lasa
Azo hiantsoana azy io ihany koa ny hoe "tsy tia mivonto" sy hoe "ovy ala" tenim-paritra avokoa ireo saingy ny anjara andraikiny eo amin'ny natiora dia tsy miova

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0055