Dikan'ny teny : ianareo
s.o.: Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha