Dikan'ny teny : indra

Hampiditra dikany hafa
na Indrany a: Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin'ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny. 1 Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia i t.i.f.: Manindrana / mifanindrana 1 anindrana, tanindrana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099