Dikan'ny teny : Jio

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.tr) a: Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra. ? p. t.: Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin'ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon'ny maro hoe jiolahim-bavy).
Correction from MihantaJoel : (t.tr) a: Hajefena dia midika hoe haingana ihany koa. Ohatra hoe ny ankizy na tanora Iray rehefa hampanaovin-javatra dia haingana ery mamita izany. Toetra miavaka, haingam-pihetsika, kinga. Tamin'ny fahagola dia ilazana tovolahy haingam-pihetsika sy fanaovan-javatra ary irakiraka ny teny hoe:"jiolahimboto".

Fitadiavana teny


Cancel