Dikan'ny teny : joadimariko
delg a mtdi : djxjt (fiovan'ny h oe Jadimariko) Teny tenenin'ny mpampinona eo am-panasana ny tangena, ka ny heviny dia hoe: tsy mihontsina nefa marikoriko te handoa
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha