Dikan'ny teny : kitika
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Fanohinana kely. - t.i.f.: Kitihina, akitika, voakitika / mikitika, fikitika, mpikitika / ikitihana, fikitihana / mahakitika / kitikitika,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Kely bitika, madinika tokoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Kitikitika a: Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin'ny tenan'ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo. - t.i.f•: Kitihina, voakitika / mikitika, fikitika, mpikitika / ikitihana, fikitihana / kitikitihina, akitikitika / manitikitika, fanitikitika, mpanitikitika / anitikitihana, fanitikitihana / mahakitikitika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha