Dikan'ny teny : konka

1. p.t: Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka. ¶ M.h.: Goga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Teny entina hilazana zavatra efa antitra sy efa Ela nitoerana,mitovy hevitra amin'ny hoe Goga Ahitsio
(23 andro lasa - Nampidirin'i ZavonaRakoto)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032