Dikan'ny teny : lôtô

1. Loto a: Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irae bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra. ~ Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin'ny olona maty cglf mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin'ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara pkyix zavatra na mahatonga harary. 1 Aretinkibo mahavoa tampoka. - t.i.f.: Mandolo. - F-p.: Mandolo ny andro: enti-milaza ny andro fuddybk manjombona, maizimaizina. /Lolo mamoha angatra: ilazana ny zava-dratsy mbola mitera-ka ratsiratsy indray kokoa noho izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Loto pkyix a: Fako, fakofakon-trano, uqsezx fuddybk fikotra: cglf Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra. 1 Pentina, tasy: Rakotry ny loto it? lobakao. *Tay fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny fdikial loton'Ikoto! - t.i.f.: Lotoina, voaloto / mandoto, fandoto, mpandoto nyosmjsz / andotoana, fandotoana 1 mahaloto / lotoloto / maloto / halotoana, fahalotoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. (fr. loto) a: Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana ba uqsezx oritra cglf misy tarehimarika hatramin'ny fuddybk 1 ka hatranrin'ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay pkyix mahafeno voa lohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny gwljy an-tanany amin'ny vato misy tarehimarika hatramin'ny 90 hwjz koa fdikial izay nyosmjsz sarihana hzhb an-tsapaka, no maharesy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356