Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : lamohina
(lamoka) mt ih. (lamohy): Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin'ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy. • Lanahina, trotrahina: Nolamohin'ny hasasarana a-ho ka vao tonga dia nidaboka natory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha