Dikan'ny teny : mamohehatra
Hampiditra dikany hafa
(fohehatra) mt. s. na mt. p. (mamohehara): Mampahita angano,loza:Mamohehatra ireo ankizy ireo. • Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha