Dikan'ny teny : mamokoka
Hampiditra dikany hafa
(vokoka) mt.p. (mamokàha): Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo * Manjdko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon'ny enta-mavesatra teny an-tsorony tlay Rangahy (mt. 8.).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha