Dikan'ny teny : Mamorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (forona) Mampisy, manao amin'ny tsy misy: Andriananahary no namorona an'izao tontolo izao. • Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy. • Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana 1 Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel