Dikan'ny teny : Mamy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hamy) p.t.: Mahafina ritra amin'ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely. ¶ M.h.: Fy, matsiro, mafilotra. • Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka. • Mahafinaritra, tsaroan'ny aina: Mamy ny miaina. - F,-p.: Mamy hoditra: tiambahoaka, tian'nympiara-monina (mif. aminy: mangidy hoditra). / Mamy hanina antanana: tia tena fatratra; tsy mba mizara amin'ny hafa izay soa ananany. ¶ M.h.: Fy, matsiro, mafilotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel