Dikan'ny teny : manakimpy

(kimpy) mt.p. (manakimpia): Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499