Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : manamasaka
(masaka) mt.p. (manamasaha): Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha