Dikan'ny teny : manasaoka

(saoka) mt.p. (manasaoha): Manampy tapadamba amin'ny akanjo mba hanalalahana azy amin'ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin'ny sorony fa tery loatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0054