Dikan'ny teny : mandevilevy

Hampiditra dikany hafa
(levy) nit s. (man-de v ileue):1) Mangotraka: E fa mandevi7evy ny rano ka arotsahy amin'izao ny vary. 2) Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin'ny fatin'ny zokiko. 1 mt p.: 1) Mananatra na maniny olona amin'ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony ho nataony: Nandevileuy azy daholo ny manodidina tamin'ny nanafenany an' ilay mpangalatra. 2) Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0056