Dikan'ny teny : mandimby

Hampiditra dikany hafa
(dimby) mt.p. (mandim basa): Mitan a ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drain y. 1 Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0052