Dikan'ny teny : mandio
Hampiditra dikany hafa
na Manadio (dio) mt p. (manadiova): Manala loto: Manadio tanàna. 1 Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany. - F.-p.: Manadio tena: mana la tsiny ny tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha