Dikan'ny teny : mandoka
Hampiditra dikany hafa
1.
(doka) mt. p. (mandokafa): Manindrahindra a min'ny fiderana; man drobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy ha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
na Manadoka flotta) mt.p. (mandokay): Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha