Dikan'ny teny : Mandotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (dotra) mt. p. (man-dora): Mandevona amin'ny afo: Didian'ny fanjakana ny mandotra ny fitafian'izay matin'ny habokana na nendra. / Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay. 1 Manery: Mandotra ny lehiben'ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby. 1 Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina. Ahitsio
2 na Renimandotra a.: Karazam-bibilava, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel