Dikan'ny teny : mangovingovitra
Hampiditra dikany hafa
(houitra) p.t.: Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina. ¶ M.h,: Heverina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha