Dikan'ny teny : Manko

Hampiditra dikany vaovao
1 Kian-teny milaza: 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoko anay ô 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao! ¶ M.h,: Mantsy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel