Dikan'ny teny : manota

(ota) mt. p. (manotd): Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory. 1 Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107