Dikan'ny teny : matetika

(tetika) p.t.: Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny hetsa raha ta hahazo uary betsaka ianao, ? p, mt,: Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an.janany matetika izy, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0057