Dikan'ny teny : miantsavily
Hampiditra dikany hafa
(antsavily) mt, s,: Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin'ny varavaran'ny fiarambahoaka. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha