Dikan'ny teny : miaramila

Hampiditra dikany hafa
a,: Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin'izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana, Teny Iray tarika: Lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vata-miaramila, manamboninahitra tafika, mplantaflka, fol?alindahy, rainiolonar tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01