Dikan'ny teny : miatrika

Hampiditra dikany hafa
(atrika) mt, p,: Mitodika mankamin'ny,,, mipetraka na mijoro eo anatrehan'ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin'ny "manatrlka" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika'' kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana, / Manatrika la. nonana), Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1351