Dikan'ny teny : miavaka
Hampiditra dikany hafa
(avaka) mt, s, na p,t, (miavaha): Manana toetra manokana tsy itovizany amin'ny hafa: Takariva mia. naka, 1 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha