Dikan'ny teny : miavotra
Hampiditra dikany hafa
(avotra) mt, s.: Manongotra ny ketsa hafindra any an-tanimbary. Miavoketsa: manala ny ketsa eo amin'ny tanin-ketsa ka mamindra azy eny an-tanimbary. 1 Mitovy amin'ny Manavotra, rr Miavotra ahitra: be ahiahy momba olona Iray, tsy tafandry mandry. / Mta. vo-tena: enti-milaza andevo na mpanompo taloha nandoa vola mba hanafahany ny tenany tamin'ny fanandevozana. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha