Dikan'ny teny : mibaboka

Hampiditra dikany hafa
(baboka) mt, s, (mibaboha): Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin'ny olona nanaovana hadisoana: Ni. baboka tamin'ny rainY ilay zaza mpandany ka noraisin. drainy tamim-pitiauana, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053