Dikan'ny teny : mibofoka
(bofoka) mt, s,: Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: A-sa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am.pandria_ ny ao izy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha