Dikan'ny teny : mifanjihitra

(fanjihitra) mt. s. (mifanjihira): Mifamaly mafy; mifanditra, miady vava, manao ady antsanga. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0054