Dikan'ny teny : mifanongoa

(tongoa) mt. pf. (mifanongoava): Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin'ny sasany: Tsy nisy vato nifanongoa taorian'ilay riuo-doza Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0056