Dikan'ny teny : mifanontona

(tontona) mt. s.: Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho. ? Mianjera amin'ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0061